BASY AK 47 MARO NO VERY
les grevistes (TGV) ont derobé plusieur fusil de type AK 47 du GENDARME et brulé leur voiture de services
..plusieur morts ( plus de 100)
no comment...............
tena grave ny zava misy eto amin ny firenena amin izao fotoana izao ,mbola misy sary hafa koa raha tinareo
MARC RAVALOMANANA .....mieux demissioner
araka ny zava misy eto an toerana dia hita zao ny echec total ny fitondrana ankehintriny ,
ary hatramin nizao dia tsy misy vahaolana eto amin ny firenena na dia kely akory aza vokany
dia miaina ampitaitainana ny olona betsaka izay tsy dia mankasitraka loatra ny zavatra nitranga satria feno erisetra si famotehana ny fananan 'ny vahoaka ,i tgv anefa dia mametraka ny fepetra fa tsi maintsi miroso amin tetezamita ,fa raha tsy izany dia tsy afaka mifanaraka amin i filoha ankehintriny izy ,sarotra anefa izany zavatra angatain ity tgv ity satria efa potika avokoa ny fananana rehetra ,ary 10000 no isan ny olona afak asa tsy fidiny asa na inona ny miracle mety ho ataony amin izao toe draraha izao , ary tsi maintsi hizaka ny vokany ny olona rehetra afaka fotoana fohy monja na tin tsika na tsia , eny nisy ny erreur nataon ny filoha Marc RAVALOMANANA toin ny fividianana boeing ,sy ny fandroana journaliste frantsay volanana maromaro lasa zay sy ny tsy fanekena intsony ny hijanonan ny consul frantsay teo aloa (6 mois passé ) ,ary na dia izany aza anefa dia tokony hiandry nyfifidianana isika ,amin izao anefa efa tara lotra satria be simba si ny aina nafoy , ny fahendrena dia ny miala mba tsy ho lasa lavitra na encore pire ny hitranga eo, avelao ho hitan izay rehetra nanao greve ny fahavoazana rehetra satria izy reo koa dia tompon adraikitra eo amin zava nitranga ...... NY ATAO HOE DEMOKRASIA DIA DANS LES URNES FA TSY NY FANAKORONTANANA SY FANIBANA NY FANANA MBAHOKA SY FANDROBAN PAHEFANA ET VIOLATION CONSTIT....C FONDAMENTAL POUR UN PAYS ET ON VA ASSISTER LA MORT UN PAYS ..........T R I S T E